(Download) "Ireo zanaka mampidi-doza" by Dag Heward-Mills # eBook PDF Kindle ePub Free

eBook details
- Title: Ireo zanaka mampidi-doza
- Author : Dag Heward-Mills
- Release Date : January 15, 2018
- Genre: Christianity,Books,Religion & Spirituality,
- Pages : * pages
- Size : 511 KB
Description
Ity boky ity dia dia-peninβi Dag Heward-Mills hafa indray ho anβireo mpanomponβ Andriamanitra izay mamaky izany. Mamaly ireo fanontaniana mikasika ny fomba fitondrana ny fifandraisana manahirana misy eo aminβ ireo ray sy ireo zanaka lahy ity boky ity. Aminβ ny alalanβ ny fampianarana hita ato aminβ ity boky ity dia hanalavitra ny ozona eo aminβ ny fiainana ianao ary hitondra fitahiana anβ ny tenanao. Olona miavaka ireo ray ilay mpanandratra ireo zanaka lahy sy ireo izay eo ambany fiarovany. Raha tsy misy ny ray dia tsy hisy ireo zanaka hanohy ny asa fanompoana ho anβ ny taranaka hafa. Mamelana na maty araka ny fahaizanao mifandray aminβ ireo rainao ny antsonβ Andriamanitra. Vakio ity boky ity koa ialao ny ozona mifandray aminβ ny tsy fanajana, tsy fankatoavana sy fifandraisana kely fotsiny aminβireo ray.